2 Samoela 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka. 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 17:17 gl 20-21 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:17 “Tany Soa,” p. 20-21
17 Nijanona teo En-rogela+ i Jonatana+ sy Ahimaza,+ satria tsy sahy nankao an-tanàna sao dia misy mahita. Nisy mpanompovavy àry nandeha niresaka tamin’izy roa lahy. Izy roa lahy indray avy eo no lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka.