2 Samoela 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 I Amasa no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa+ dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra, izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba. 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:25 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
25 I Amasa no notendren’i Absaloma ho lehiben’ny tafika hisolo an’i Joaba.+ I Amasa+ dia zanak’ilay lehilahy israelita atao hoe Jitra, izay nanao firaisana tamin’i Abigaila,+ zanakavavin’i Nahasy sady rahavavin’i Zeroia renin’i Joaba.