2 Samoela 17:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 tantely, dibera, ondry, ary fromazy.* Naroson’izy ireo hohanin’i Davida sy ny olona niaraka taminy ireo rehetra ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: “Noana sy reraka ary mangetaheta ny olona any an-tany efitra.”+ 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:29 Fandalinana, Boky 1,
29 tantely, dibera, ondry, ary fromazy.* Naroson’izy ireo hohanin’i Davida sy ny olona niaraka taminy ireo rehetra ireo.+ Hoy mantsy izy ireo: “Noana sy reraka ary mangetaheta ny olona any an-tany efitra.”+