2 Samoela 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tao no resin’ny mpanompon’i Davida+ ny vahoakan’Israely,+ ary be dia be no maty tamin’iny andro iny. Nahatratra 20 000 ny olona maty.
7 Tao no resin’ny mpanompon’i Davida+ ny vahoakan’Israely,+ ary be dia be no maty tamin’iny andro iny. Nahatratra 20 000 ny olona maty.