-
2 Samoela 18:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Hoy indray i Ahimaza zanak’i Zadoka tamin’i Joaba: “Tsy maninona izay hitranga, fa mba avelao koa re aho hihazakazaka hanaraka an’ilay Kosita e!” Hoy anefa i Joaba: “Fa nahoana ianao, anaka, no hihazakazaka nefa tsisy vaovao holazainao akory?”
-