-
2 Samoela 18:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 dia nahatazana lehilahy hafa nihazakazaka koa ilay mpitily. Nantsoiny àry ny mpiandry vavahady, ka nilazany hoe: “Iny koa misy lehilahy hafa mihazakazaka!” Dia hoy ny mpanjaka: “Mpitondra vaovao koa izany.”
-