28 Ary niantsoantso i Ahimaza ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: “Nizotra tsara ny zava-drehetra!” Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehan’ny mpanjaka izy. Hoy izy avy eo: “Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitrao fa natolony anao, ry mpanjaka tompoko, ireo olona nikomy taminao!”+