2 Samoela 18:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Tonga ilay Kosita+ avy eo, ka niteny hoe: “Mba henoy ity vaovao ity, ry mpanjaka tompoko: Nanome rariny anao i Jehovah androany. Nanafaka anao teo an-tanan’izay rehetra nikomy+ taminao mantsy izy.”
31 Tonga ilay Kosita+ avy eo, ka niteny hoe: “Mba henoy ity vaovao ity, ry mpanjaka tompoko: Nanome rariny anao i Jehovah androany. Nanafaka anao teo an-tanan’izay rehetra nikomy+ taminao mantsy izy.”