8 Nitsangana àry ny mpanjaka ka nandeha nipetraka teo am-bavahadin’ny tanàna. Dia nilazana ny olona rehetra hoe: “Mipetraka ao am-bavahady ao ny mpanjaka!” Nankeo anatrehan’ny mpanjaka àry izy rehetra.
Ny Israely kosa samy nandositra nankany an-tranony avy.+