9 Ary niady hevitra ny olona rehetra tany amin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely, ka nilaza hoe: “Namonjy antsika tamin’ny fahavalontsika ny mpanjaka,+ sady namonjy antsika tamin’ny Filistinina. Nandositra niala teto amin’ny tanintsika anefa izy noho i Absaloma.+