-
2 Samoela 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Naniraka olona nankany amin’i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona i Davida Mpanjaka, hilaza hoe: “Teneno ny anti-panahy ao Joda+ hoe: ‘Nahoana no ianareo indray no ho farany hampody ny mpanjaka any an-tranony, nefa ny tenin’ny Israely rehetra aza efa nisy nampahafantatra tamin’ny mpanjaka tao an-tranony?
-