35 Efa 80 taona aho izao.+ Tsy afaka manavaka ny tsara sy ny ratsy intsony aho. Tsy mahafantatra ny tsiron’izay haniko sy sotroiko intsony izaho mpanomponao, sady tsy afaka mandre ny feon’ny mpihira lahy sy vavy.+ Koa nahoana ny mpanomponao no ho enta-mavesatra ho an’ny mpanjaka tompoko?