41 Dia nankeo amin’ny mpanjaka ny lehilahy israelita rehetra, ka niteny taminy hoe: “Nahoana ny fokon’i Joda rahalahinay no nitondra anao an-tsokosoko, ry Davida Mpanjaka, ka nentiny niampita an’i Jordana ianao sy ny ankohonanao ary ny olonao rehetra?”+