2 Samoela 19:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia namaly an’ireo Israelita ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda hoe: “Satria havanay ny mpanjaka.+ Ary inona moa no mahatezitra anareo amin’izany? Angaha ny sakafonay nisy niantohan’ny mpanjaka, sa nisy fanomezana nomena anay?”
42 Dia namaly an’ireo Israelita ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda hoe: “Satria havanay ny mpanjaka.+ Ary inona moa no mahatezitra anareo amin’izany? Angaha ny sakafonay nisy niantohan’ny mpanjaka, sa nisy fanomezana nomena anay?”