2 Samoela 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa atolory anay ny fito lahy amin’ny taranany. Dia hahantonay ny fatin’izy ireo*+ mba ho eo anatrehan’i Jehovah. Ao Gibea+ tanànan’i Saoly, ilay voafidin’i Jehovah,+ no hanaovanay an’izany.” Ary hoy ny mpanjaka: “Hatolotro anareo izy ireo.” 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Koa atolory anay ny fito lahy amin’ny taranany. Dia hahantonay ny fatin’izy ireo*+ mba ho eo anatrehan’i Jehovah. Ao Gibea+ tanànan’i Saoly, ilay voafidin’i Jehovah,+ no hanaovanay an’izany.” Ary hoy ny mpanjaka: “Hatolotro anareo izy ireo.”