2 Samoela 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Saika hamely azy i Jisbi-benoba, taranaky ny Refaima.+ Nitondra lefona varahina nilanja 300 sekely*+ sy sabatra vaovao izy. 2 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:16 w13 15/1 30-31 2 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:16 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2013, p. 30-31
16 Saika hamely azy i Jisbi-benoba, taranaky ny Refaima.+ Nitondra lefona varahina nilanja 300 sekely*+ sy sabatra vaovao izy.