1 Mpanjaka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nanohitra* azy mihitsy anefa ny rainy. Tsy mba niteny izy hoe: “Fa maninona ianao no manao an’izao?” I Adonia no nateraky ny reniny nanarakaraka an’i Absaloma, ary tena tsara tarehy koa izy.
6 Tsy nanohitra* azy mihitsy anefa ny rainy. Tsy mba niteny izy hoe: “Fa maninona ianao no manao an’izao?” I Adonia no nateraky ny reniny nanarakaraka an’i Absaloma, ary tena tsara tarehy koa izy.