1 Mpanjaka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nilaza tamin’i Batseba+ renin’i Solomona+ àry i Natana+ hoe: “Tsy henonao angaha fa efa lasa mpanjaka i Adonia+ zanak’i Hagita, nefa i Davida tompontsika tsy mahafantatra na inona na inona momba an’izany?
11 Nilaza tamin’i Batseba+ renin’i Solomona+ àry i Natana+ hoe: “Tsy henonao angaha fa efa lasa mpanjaka i Adonia+ zanak’i Hagita, nefa i Davida tompontsika tsy mahafantatra na inona na inona momba an’izany?