1 Mpanjaka 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nankao amin’ny mpanjaka tao amin’ny efitranony àry i Batseba. Efa antitra be ny mpanjaka, ary nikarakara azy i Abisaga+ Sonemita.
15 Nankao amin’ny mpanjaka tao amin’ny efitranony àry i Batseba. Efa antitra be ny mpanjaka, ary nikarakara azy i Abisaga+ Sonemita.