1 Mpanjaka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanao sorona omby sy biby nohatavezina ary ondry be dia be izy. Dia nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka sy Abiatara mpisorona ary Joaba lehiben’ny tafika,+ fa i Solomona mpanomponao tsy mba nasainy.+
19 Nanao sorona omby sy biby nohatavezina ary ondry be dia be izy. Dia nasainy daholo ny zanakalahin’ny mpanjaka sy Abiatara mpisorona ary Joaba lehiben’ny tafika,+ fa i Solomona mpanomponao tsy mba nasainy.+