1 Mpanjaka 1:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Mbola tsy tapitra akory ny teniny, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa fa olona mahafinaritra* ianao, ka azo antoka fa hitondra vaovao tsara.”
42 Mbola tsy tapitra akory ny teniny, dia tonga i Jonatana+ zanak’i Abiatara mpisorona. Dia hoy i Adonia: “Mandrosoa fa olona mahafinaritra* ianao, ka azo antoka fa hitondra vaovao tsara.”