1 Mpanjaka 1:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nirahin’ny mpanjaka hiaraka amin’i Solomona i Zadoka mpisorona, Natana mpaminany, Benaia zanak’i Joiada, ny Keretita, ary ny Peletita. Dia nampitaingenin’izy ireo an’ilay ramolen’ny mpanjaka i Solomona.+
44 Nirahin’ny mpanjaka hiaraka amin’i Solomona i Zadoka mpisorona, Natana mpaminany, Benaia zanak’i Joiada, ny Keretita, ary ny Peletita. Dia nampitaingenin’izy ireo an’ilay ramolen’ny mpanjaka i Solomona.+