1 Mpanjaka 1:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Dia hoy i Solomona: “Raha mendri-pitokisana izy, dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza. Fa raha hita kosa hoe nanao ratsy izy,+ dia tsy maintsy ho faty.” 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:52 Fandalinana, Boky 2,
52 Dia hoy i Solomona: “Raha mendri-pitokisana izy, dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza. Fa raha hita kosa hoe nanao ratsy izy,+ dia tsy maintsy ho faty.”