1 Mpanjaka 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy i Adonia: “Fantatrao tsara fa tokony ho ahy ny fanjakana, ary efa nanantena* ny Israely rehetra hoe izaho no ho lasa mpanjaka.+ Tsy izaho indray anefa no nahazo ny fanjakana fa ny rahalahiko, satria izay no sitrapon’i Jehovah.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:15 Fandalinana, Boky 1,
15 Hoy i Adonia: “Fantatrao tsara fa tokony ho ahy ny fanjakana, ary efa nanantena* ny Israely rehetra hoe izaho no ho lasa mpanjaka.+ Tsy izaho indray anefa no nahazo ny fanjakana fa ny rahalahiko, satria izay no sitrapon’i Jehovah.+