32 I Jehovah no hamaly azy noho ny ra nalatsany, satria lehilahy roa marina kokoa sy tsara kokoa noho izy no nasiany, nefa tsy fantatr’i Davida raiko izany. Novonoiny tamin’ny sabatra mantsy i Abnera+ zanak’i Nera, lehiben’ny tafiky ny Israely,+ sy Amasa+ zanak’i Jatera, lehiben’ny tafik’i Joda.+