1 Mpanjaka 2:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ho tompon’andraikitra mandrakizay amin’ny fahafatesan’izy roa lahy i Joaba sy ny taranany.+ Fa i Davida sy ny taranany sy ny ankohonany ary ny seza fiandrianany kosa anie hahazo fiadanana mandrakizay avy amin’i Jehovah!”
33 Ho tompon’andraikitra mandrakizay amin’ny fahafatesan’izy roa lahy i Joaba sy ny taranany.+ Fa i Davida sy ny taranany sy ny ankohonany ary ny seza fiandrianany kosa anie hahazo fiadanana mandrakizay avy amin’i Jehovah!”