1 Mpanjaka 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ahisara no niandraikitra ny tao an-dapa; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka.+
6 Ahisara no niandraikitra ny tao an-dapa; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka.+