1 Mpanjaka 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Teo ambany fifehezany mantsy ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,*+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ anisan’izany ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano. Ary niadana ny faritra rehetra nanjakany, sy ny manodidina rehetra.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Teo ambany fifehezany mantsy ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,*+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ anisan’izany ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano. Ary niadana ny faritra rehetra nanjakany, sy ny manodidina rehetra.+