1 Mpanjaka 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hendry noho ny olona rehetra izy. Hendry kokoa izy raha noharina tamin’i Etana+ Ezrahita, Hemana,+ Kalkola,+ ary Darda, izay samy zanak’i Mahola. Ary niely tany amin’ny firenena rehetra nanodidina ny lazany.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:31 Fandalinana, Fandalinana, Boky 2,
31 Hendry noho ny olona rehetra izy. Hendry kokoa izy raha noharina tamin’i Etana+ Ezrahita, Hemana,+ Kalkola,+ ary Darda, izay samy zanak’i Mahola. Ary niely tany amin’ny firenena rehetra nanodidina ny lazany.+