1 Mpanjaka 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona ny olona avy any amin’ny firenena rehetra, anisan’izany ireo mpanjaka avy any amin’ny faritra rehetra eran-tany izay nandre momba ny fahendreny.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:34 Fandalinana, Boky 1,
34 Tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona ny olona avy any amin’ny firenena rehetra, anisan’izany ireo mpanjaka avy any amin’ny faritra rehetra eran-tany izay nandre momba ny fahendreny.+