1 Mpanjaka 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah*+ i Solomona tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nivoahan’ny Israelita* avy tany Ejipta,+ izany hoe tamin’ny taona fahefatra nanjakany teo amin’ny Israely, tamin’ny volana Ziva,*+ volana faharoa. 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:1 g 5/12 17; si 47 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:1 Fandalinana, Boky 1, Mifohaza!,5/2012, p. 17 “Soratra Rehetra,” p. 47
6 Nanomboka nanorina trano ho an’i Jehovah*+ i Solomona tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nivoahan’ny Israelita* avy tany Ejipta,+ izany hoe tamin’ny taona fahefatra nanjakany teo amin’ny Israely, tamin’ny volana Ziva,*+ volana faharoa.