1 Mpanjaka 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nataony manodidina an’ilay trano ireo efitrefitra,+ ary dimy hakiho avy ny haavony. Hazo sedera no nanakambanana azy ireo tamin’ilay trano.
10 Nataony manodidina an’ilay trano ireo efitrefitra,+ ary dimy hakiho avy ny haavony. Hazo sedera no nanakambanana azy ireo tamin’ilay trano.