1 Mpanjaka 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hazo fisaka sedera no nandrakofany* ny rindrina anatiny tamin’ilay trano, nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie no nataony gorodon’ilay trano.+
15 Hazo fisaka sedera no nandrakofany* ny rindrina anatiny tamin’ilay trano, nanomboka teo amin’ny gorodon’ilay trano ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo. Ary hazo fisaka zenevrie no nataony gorodon’ilay trano.+