27 Dia nataony tao amin’ilay trano anatiny ireo kerobima.+ Nivelatra ny elatr’izy ireo, ka tonga hatrany amin’ny rindrina iray ny elatry ny kerobima iray, ary hatrany amin’ilay rindrina anankiray ny elatry ny kerobima iray. Nivelatra koa ireo elatra roa hafa ka nifampikasika teo afovoan-trano.