1 Mpanjaka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary vita ilay trano tamin’ny taona faha-11, tamin’ny volana Bola,* volana fahavalo. Vita tsara an-tsakany sy an-davany sy nifanaraka tamin’ny planina+ ilay izy. Fito taona no nanorenany an’ilay trano. 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:38 nwt 1884, 1988 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:38 Fandalinana, Boky 1, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, p. 1884, 1988
38 Ary vita ilay trano tamin’ny taona faha-11, tamin’ny volana Bola,* volana fahavalo. Vita tsara an-tsakany sy an-davany sy nifanaraka tamin’ny planina+ ilay izy. Fito taona no nanorenany an’ilay trano.