1 Mpanjaka 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nanorina ny Trano Alan’i Libàna+ izy, ka 100 hakiho* ny lavany, 50 hakiho ny sakany, ary 30 hakiho ny haavony. Nataony teo ambony andry sedera ilay trano, ary nisy laharany efatra ireo andry. Ary nisy vatan-kazo sedera+ teo ambonin’ireo andry. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Dia nanorina ny Trano Alan’i Libàna+ izy, ka 100 hakiho* ny lavany, 50 hakiho ny sakany, ary 30 hakiho ny haavony. Nataony teo ambony andry sedera ilay trano, ary nisy laharany efatra ireo andry. Ary nisy vatan-kazo sedera+ teo ambonin’ireo andry.