1 Mpanjaka 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanao fitoeran-drano varahina lehibe nantsoina hoe Ranomasina+ izy. Boribory ilay izy: 10 hakiho ny savaivony, 5 hakiho ny haavony, ary tady 30 hakiho vao nahodidina azy.*+ 1 Mpanjaka Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:23 ijwbq lahatsoratra 82 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:23 Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly, lahatsoratra 82 Fandalinana, Boky 2,
23 Ary nanao fitoeran-drano varahina lehibe nantsoina hoe Ranomasina+ izy. Boribory ilay izy: 10 hakiho ny savaivony, 5 hakiho ny haavony, ary tady 30 hakiho vao nahodidina azy.*+