1 Mpanjaka 7:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Napetrany teo ankavanan’ny trano ny kalesy dimy ary teo ankavia ny dimy. Ary nataony teo ankavanan’ny trano, teo atsimoatsinanana, ilay Ranomasina.+
39 Napetrany teo ankavanan’ny trano ny kalesy dimy ary teo ankavia ny dimy. Ary nataony teo ankavanan’ny trano, teo atsimoatsinanana, ilay Ranomasina.+