1 Mpanjaka 7:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ny andry+ roa sy ny loha andry nitovy tamin’ny vilia baolina, izay teo an-tampon’ny andry roa; ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry roa nitovy tamin’ny vilia baolina, izay teo an-tampon’ireo andry;
41 Ny andry+ roa sy ny loha andry nitovy tamin’ny vilia baolina, izay teo an-tampon’ny andry roa; ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry roa nitovy tamin’ny vilia baolina, izay teo an-tampon’ireo andry;