1 Mpanjaka 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nasiako toerana tao mba hametrahana an’ilay Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah tamin’ny razambentsika, tamin’izy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.”
21 Ary nasiako toerana tao mba hametrahana an’ilay Vata misy ny fifanekena+ nataon’i Jehovah tamin’ny razambentsika, tamin’izy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.”