1 Mpanjaka 8:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Notanterahinao ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao. Ny vavanao mihitsy no nampanantena ary ny tananao mihitsy no nanatanteraka an’izany androany.+
24 Notanterahinao ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko mpanomponao. Ny vavanao mihitsy no nampanantena ary ny tananao mihitsy no nanatanteraka an’izany androany.+