1 Mpanjaka 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niakatra namabo ny tanànan’i Gazera i Farao mpanjakan’i Ejipta ary nandoro azy. Novonoiny koa ny Kananita+ nonina tao. Nomeny an-janany vavy,+ vadin’i Solomona, àry ilay tanàna, ho fanomezana fanaovam-beloma azy.* 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:16 Fandalinana, Boky 1,
16 Niakatra namabo ny tanànan’i Gazera i Farao mpanjakan’i Ejipta ary nandoro azy. Novonoiny koa ny Kananita+ nonina tao. Nomeny an-janany vavy,+ vadin’i Solomona, àry ilay tanàna, ho fanomezana fanaovam-beloma azy.*