1 Mpanjaka 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ny tanàna rehetra fitehirizan’i Solomona entana sy vokatra, ny tanàna fanatobiana kalesy,+ ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly, ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tao Jerosalema sy tany Libàna ary nanerana ny tany nanjakany.
19 ny tanàna rehetra fitehirizan’i Solomona entana sy vokatra, ny tanàna fanatobiana kalesy,+ ny tanànan’ny mpitaingin-tsoavaly, ary izay rehetra tian’i Solomona haorina tao Jerosalema sy tany Libàna ary nanerana ny tany nanjakany.