1 Mpanjaka 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Nanorina ny Havoana*+ i Solomona taorian’izay. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:24 Fandalinana, Boky 1,
24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Nanorina ny Havoana*+ i Solomona taorian’izay.