1 Mpanjaka 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nanao sambo maromaro koa i Solomona Mpanjaka tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota, teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:26 Fandalinana, Boky 2,
26 Nanao sambo maromaro koa i Solomona Mpanjaka tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota, teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+