1 Mpanjaka 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanangona kalesy sy soavaly* foana i Solomona. Nanana kalesy 1 400 sy soavaly* 12 000 izy.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy, sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+
26 Ary nanangona kalesy sy soavaly* foana i Solomona. Nanana kalesy 1 400 sy soavaly* 12 000 izy.+ Nataony tao amin’ny tanàna fanatobiana kalesy, sy tany Jerosalema tany akaikin’ny mpanjaka ireo.+