1 Mpanjaka 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’i Davida nandresy an’i Edoma,+ dia niakatra handevina an’izay maty i Joaba lehiben’ny tafika. Niezaka namono ny lehilahy rehetra tany Edoma koa izy.
15 Tamin’i Davida nandresy an’i Edoma,+ dia niakatra handevina an’izay maty i Joaba lehiben’ny tafika. Niezaka namono ny lehilahy rehetra tany Edoma koa izy.