1 Mpanjaka 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nanangona olona hanohana azy izy, ka lasa lehiben’ny mpandroba, tamin’i Davida nandresy* ny olona tao Zoba.+ Koa nankany Damaskosy+ izy ireo ary nanorim-ponenana sy nanjaka tany.
24 Nanangona olona hanohana azy izy, ka lasa lehiben’ny mpandroba, tamin’i Davida nandresy* ny olona tao Zoba.+ Koa nankany Damaskosy+ izy ireo ary nanorim-ponenana sy nanjaka tany.