-
1 Mpanjaka 11:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary lasa mpanohitra ny Israely i Rezona tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona, ka nanampy trotraka ny ratsy efa nataon’i Hadada. Nankahala ny Israely izy tamin’izy nanjaka tany Syria.
-