1 Mpanjaka 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran’ny reniny, ary efa maty vady izy io. Nikomy tamin’ny* mpanjaka koa i Jeroboama.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:26 Fandalinana, Boky 2,
26 Teo koa i Jeroboama+ zanak’i Nebata. Efraimita avy any Zareda izy, ary mpanompon’i Solomona.+ Zeroa no anaran’ny reniny, ary efa maty vady izy io. Nikomy tamin’ny* mpanjaka koa i Jeroboama.+